zay – tsy ho ela lyrics
Loading...
tsy tantiko ny hamela anao irery
tsy tiko anefa dia voatery aho
tsy maintsy hiatrika ny hoaviko aho
andeha aho, zory ny anao
ataovy toy ny hoe
mbola eo foana aho, mbola hiverina aho
tsy ho ela …
ref: tohizo hatrany ny hiranao
hakaro hatrany ny feonao
hiverina aho hitondra ainga vaovao
hanamafy indray lay hirahira fahizay
‘reny kalokalontsika ireny
tsy hijanona ela any aho f’aza manahy
hatramin’zay toa niaraka niafy
nikaroka nihezaka hatrany
toy ny hoe tsy hisaraka intsony
ankehitriny aho handeha
aza mihaotra
raha hoe tsy ho eo tsony aho
nefa aza manahy, tsy ho ela aho …
Random Lyrics
- alyssa herrera – self love lyrics
- ocean jet – divided lyrics
- zikxo – temps 19 lyrics
- community music – goodness of your glory (live) lyrics
- imigrand – nie pamiętam lyrics
- island – she lyrics
- be under arms – bloody shores lyrics
- herva doce – ganhei você lyrics
- hooss – ocho lyrics
- lola blanc – angry too lyrics