azlyrics.biz
a b c d e f g h i j k l m n o p q r s t u v w x y z 0 1 2 3 4 5 6 7 8 9 #

rak roots – faka vady lyrics

Loading...

efa zatra loatra miaraka aminao aho ?
tsy mety tsony raha vao tsy enao
efa jamba loatra ny am fisianao aho
tena lafatra loatra anie
manembona raha vao tsy eo enao tiako oh
ny anaranao fona no tantaraiko oh
ka ho lazaiko anao fa za tsy iala e , tsy iala e , tsy iala e , tsy iala aminao aho

aminao za faly
aminao za love e
aminao tsy mijaly mba sanatria raha mbola iova e
amen fa ianao no anjarako e , fitiavako anao anie ka mamy e

ref : mamy e ( x 5 )
ny fitiavako anao tsy ho lany e
raha mbola tsy ampy dia mbola ampiko oh ianao tena tiko e

fa otran toy ny vao omaly anie
le tsika mifampitantana eny an-dalambe
tsika roa samy nankafy dia samy naka fafiny e
tena mbola tadidiko e
tiko enao , ka mba avelao za hiteny
mamiko enao , averiko ombieny ombieny
aminao malala ihany aho no sahy miteny oe tena tia

aminao za faly
aminao za love e
aminao tsy mijaly mba sanatria raha mbola iova e
amen fa ianao no anjarako e , fitiavako anao anie ka mamy e

ref : mamy e ( x 5 )
ny fitiavako anao tsy ho lany e
raha mbola tsy ampy dia mbola ampiko oh ianao tena tiko e

tsy nisalala refa naka anao e
vao nanombola dia itako enao oe azo atao e
ravakin’ ny tokantranoko oh
mendrika ny renin-janako oh
miara miainga dia miara tafita miara miosona e
mino aho fa ianao mints le itako tanatin ny nofiko e e
miara tonga am tanjon’irina a tsika iezaka mafy , iara iady e
amiko ianao lay oe ” faka vady ???? ” e ?

aminao za faly
aminao za love e
aminao tsy mijalymba sanatria raha mbola iova e
amen fa ianao no anjarako e , fitiavako anao anie ka mamy e
ref : mamy e ( x 5 )

ny fitiavako anao tsy ho lany e raha mbola tsy ampy dia mbola ampiko oh ianao tena tiko e?



Random Lyrics

HOT LYRICS

Loading...